1.2 KiB
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia manome fampitandremana farany ho an'ireo mpino mahakasika ny firaisana sy fiainana ho an'Andriamanitra.
ry rahalahy
Izany dia midika hoe namana Kristiana, ao anatin'izany na lahy na vavy.
mba hieritreritra ny momba
"mba hitandrina ny amin'ny"
ireo izay mahatonga ny fizarazarana sy ny fanafintohinana
Izany dia ilazana ireo izay miady hevitra ary mahatonga ny hafa hitsahatra hatoky an'i Jesosy. DH: "izay mahatonga ireo mpino hiady hevitra amin'ny tsirairay ary hitsahara tsy hanana an'Andriamanitra"
Izy ireo dia mihoatra lavitry ny fampianarana izay noraisinareo
Izy ireo dia mampianatra zavatra fa aza manaiky amin'izay marina izay efa nianaranareo"
Ialao lavitra izy ireo
"miataha lavitra azy ireo"
fa ny kibony manokana ihany
Eto ny teny hoe "kibo" dia milaza ny faniriana ara-nofo. Ny fanompoana ny kibo dia entina ilazana fanatanterahana ny filan'izy ireo. DH: "fa izy ireo dia te hanatanteraka ny fanirian-dratsin'izy ireo manokana"
Amin'ny teny malefaka sy mandoka
Ny teny hoe "malefaka" sy "mandoka" dia mitovitovy hevitra. Tsindrian'i Paoly manokana ny amin'ny fomba amitahan'izy ireo ny mpino. DH: "Amin'ny alalan'ny fitenenan-javatra izay toa tsara sy marina"