plt_tn/rom/07/19.md

16 lines
330 B
Markdown

# tsara
"ireo asa tsara" na "ireo fihetsika tsara"
# ratsy
"ireo asa ratsy" na "fihetsika ratsy"
# fa kosa ny fahotana izay miaina ato amiko
Miresaka momba ny "fahotana" toy ny hoe velona ary miaina ao anatiny i Paoly.
# ny ratsy no ato amiko izao
Miresaka momba ny "ratsy" toy ny hoe velona ary miaina ao anatiny i Paoly.