forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.1 KiB
Markdown
28 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Paoly dia manohy mampiseho fa Andriamanitra, amin'ny lalàny, dia manameloka na ireo Jiosy izay manana ny lalàn'Andriamanitra aza.
|
|
|
|
# Fa mahazo tombony amin'ny famoràna tokoa ianareo
|
|
|
|
"Miteny izany rehetra izany aho satria ny famorana dia tombony ho anareo"
|
|
|
|
# raha mandika ny lalàna ianareo
|
|
|
|
"raha tsy mankatoa ireo didy izay hita ao amin'ny lalàna ianareo"
|
|
|
|
# dia tonga tsy voafora na dia efa voafora aza ianareo
|
|
|
|
"izany dia toy ny hoe tsy voafora intsony ianareo"
|
|
|
|
# olona tsy voafora
|
|
|
|
"olona izay tsy voafora"
|
|
|
|
# mitandrina izay takian'ny lalàna
|
|
|
|
"mankatoa izay andidian'Andriamanitra ao amin'ny lalàna"
|
|
|
|
# tsy hatao ho isan'ny voafora va izy na dia tsy voafora aza? Ary tsy ho helohin'ilay iray izay tsy mifora ara-boajanahary va ianareo raha toa ka mitandrina ny lalàna izy?
|
|
|
|
Paoly dia mametraka fanontaniana roa eto ho fanamafisana fa ny famoràna dia tsy manamarina ny olona iray eo anatrehan'Andriamanitra. Afaka adika ihany koa izany hoe DH: "Andriamanitra dia handray azy ho toy ny voafora. Ilay iray izay voafora ara-nofo ... hitsara anao ... ny lalàna"
|