forked from WA-Catalog/plt_tn
860 B
860 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jaona dia manomboka mamaritra ny fahitany momba ny seza fiandrianan'Andriamanitra.
Taorin'izany zavatra izany
"Taorian'ny nahitan'i Jaona"
varavarana iray nisokatra teny amin'ny lanitra
Io fomba fiteny io dia maneho ny fahaizana izay nataon'Andriamanitra hitan'i Jaona teny amin'ny lanitra, farafahakeliny amin'ny alalan'ny fahitana.
niresaka tamiko tahaka ny trompetra
Afaka atao mazava hoe: "miresaka amiko amin'ny feo mafy tahaka ny feon'ny trompetra"
trompetra
Zava-maneno na fiantsoana ny olona mba hiangona na hivory.
voatariky ny Fanahy
Jaona dia miresaka momba ny hoe voatariky ny Fanahin'Andriamanitra. DH: "notarihin'ny Fanahy aho"
jaspa sy karneola
vato sarobidy. Ny jaspa dia mazava tahaka ny fitaratra na kristaly, ary ny karneola dia mety ho mena.
emeraoda
vato maitso sarobidy