forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
944 B
Markdown
16 lines
944 B
Markdown
# Dia nanokatra ny vavan'ilay boriky i Yaveh mba hiteny izy
|
|
|
|
Ny fanokafana ny vava dia nifandraika amin'ny fahafahana miteny. DH: "Dia nanome fahafahana ilay boriky mba hiteny tahaka ny hitenen'ny olombelona i Yaveh"
|
|
|
|
# Hoy izy tamin'i Balama
|
|
|
|
"Hoy ilay boriky tamin'i Balama"
|
|
|
|
# Moa ve tsy izaho ilay borikinao izay notaingenanao nandritra ny fiainanao rehetra mandraka ankehitriny?
|
|
|
|
Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hanamelohana an'i Balama fa tsy rariny ny fitsarany ilay boriky. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: "Izaho ilay borikinao izay notaingenanao nandritra ny fiainanao rehetra, hatramin'izao fotoana izao."
|
|
|
|
# Moa ve efa nanam-pahazarana nanao zavatra tahaka izao taminao aho taloha?
|
|
|
|
Io fanontaniana fampisainana io dia nampiasaina mba hanamelohana an'i Balama ihany fa tsy rariny ny fitsarany ilay boriky. Afaka adika ho fehezanteny izany. DH: " tsy nanam-pahazarana nanao zavatra tahaka izao taminao aho!"
|