1.9 KiB
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ny fokon'ny Levi Yaveh toy ny olona iray.
Ny fifanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana
Eto ny valin'ny fanekena dia voalaza toy ny hoe fanekena amin'ny tenany ihany. D.H: "Ny tanjon'ny fanekeko tamin'ireo Levita dia ho an'ireo mpisorona hiaina amin'ny fanambinana sy fiadanana"
tahotra, ary natahotra Ahy izy
Ity filazàna ity mitohy amin'ny fomba fiteny mitovy, saingy miala amin'ny hevitra izay miampaka ao amin'ny lahatsoratra. Azo anombohana fehezanteny izany. D.H: "Ny fanekeko aminy dia tahotra ihany koa, ary natahotra ahy izy ireo" na "amin'ny fanekeko aminy, namapatahotra azy aho, ary atahotra ahy izy"
ny tahotry ny anarako izy.
Eto ny "anarako" dia midika ny tenan'Andriamanitra.
tsy nisy diso
Eto ny fitadiavana zavatra dia midika zavatra misy. D.H: "tsy nisy lainga"
teo amin'ny molony
Eto "ny molotra" dia midika fahaizan'olona miresaka.
Niaraka tamiko
Eto ny fandehanana dia midika fiainana, mitondra ny fiainanana iray amin'ny tena lalana.
tamim-piadanana sy tamim-pahamarinana
Eto ny hevi-toerana dia midika raharaha izay niainan'ny Levi. D.H: "fiadananana sy fahamarinana"
niamboho tamin'ny fomba maro tamin'ny ota
Eto ny fandresen-dahatra ny olona hijanona amin'ny fahotana dia voalaza toy ny hoe fiovan-dalana amin'ny fahotana. D.H: "nandresy lahatra olona maro hijanona amin'ny fahotana izy."
Fa ny molotry ny mpisorona dia tokony hanam-pahalalana
Eto ny fahalalana dia voalza toy ny zavatra iray izay afaka fehezin'ny mpisorona. Ao amin'ity andalana ity, ny hevitra hoe "hanam-pahalalana" dia te hilaza fahaizana marina momba an'Andriamanitra.
molotra
Eto ny "molotra" dia midika fahaizan'olona miresaka.
hitady fampianarana
"mila anatra"
hitady fampianarana
Eto ny fampianarana dia voalaza toy ny zavatra iray izay tokony ho tadiavin'olona. D.H: "mila ny mpisorona hampianatra azy ireo ny marina"
avy any am-bavany,
Eto ny "molotra" dia midika izay lazain'olona.