forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
888 B
Markdown
16 lines
888 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Jesosy mamaly ireo lohan'ny mpisorona, mpisoronabe, ary loholona.
|
|
|
|
# Namaly Izy ary niteny azy ireo hoe
|
|
|
|
''Namaly Jesosy''
|
|
|
|
# Moa ve izany avy any an-danitra sa avy amin'ny olombelona?
|
|
|
|
Jesosy nahafantatra fa ny fahefan'i Jaona dia avy any an-danitra. Nanontany ilay fanontaniana Jesosy mba hitenenan'ireo mpitarika Jiosy izay noeritreretin'izy ireo amin'izay rehetra nihaino. DH: ''Moa ve ianareo mieritreritra fa ny fahefan'i Jaona hanao batisa olona dia avy any an-danitra sa avy amin'ny olombelona?'' na ''Moa ve ianareo mieritreritra fa Andriamanitra nilaza an'i Jaona hanao batisa ny olona, na ny olona nilaza taminy mba hanao izany?''
|
|
|
|
# avy any an-danitra
|
|
|
|
'''avy amin'Andriamanitra.'' Ireo mpitarika Jiosy dia tsy niantso an'Andriamanitra tamin'ny anarany hoe ''Yahweh.'' Nampiasa ny teny hoe ''lanitra'' foana izy ireo mba hanehoana Azy.
|