forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
930 B
Markdown
28 lines
930 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ity no fizarana manaraky ny tantara. Jesosy manasitrana lehilahy jamba iray raha manatona an'i Jeriko Izy. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra sy fampahafantarana momban'ny fizotry ny tantara.
|
|
|
|
# Ary
|
|
|
|
Ity dia nampiasaina eto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara.
|
|
|
|
# nisy lehilahy jamba iray nipetraka
|
|
|
|
Eto ny ''iray'' dia midika fotsiny fa ilay lehilahy dia mpandray anjara vaovao manan-danja ao amin'ny tantara fa tsy notononin'i Lioka ny anarany. Mpandray anjara vaovao ao amin'ny tantara izy.
|
|
|
|
# nangataka, ary raha nandre
|
|
|
|
Mety manampy ny fanombohana fehezanteny vaovao eto. DH: ''nangataka. Rehefa naheno''
|
|
|
|
# nilaza taminy izy ireo hoe
|
|
|
|
''Ny olona tao amin'ny vahoaka niteny ilay lehilahy jamba''
|
|
|
|
# Jesosy avy any Nazareta
|
|
|
|
Jesosy tonga avy any amin'ny tanànan'i Nazareta izay any Galilia.
|
|
|
|
# nandalo teo
|
|
|
|
''nandalo teo aminy''
|