forked from WA-Catalog/plt_tn
841 B
841 B
Milaza amino Aho ry namako
Jesosy mamerina miresaka amin'ireo mpianany mba hanamarihana fiovana amin'ny fanambarany mankany amin'ny lohahevitra vaovao, ary izany, dia miresaka momban'ny tsy tokony hatahorana.
tsy misy na inona na inona azony atao intsony
"tsy afaka hanao ratsy betsaka intsony izy ireo" na "tsy afaka handratra anao betsaka intsony izy ireo"
Matahora Ilay iray izay
Ny hoe "ilay iray" dia maneho an'Andriamanitra. DH: "Matahora an'Andriamanitra izay" na "Matahora an'Andriamanitra, satria"
izay rehefa avy mamono
"rehefa avy mamono anao" na "rehefa avy mamono olona"
manana fahefana ny hanary anareo any amin'ny helo
Ity dia fanambarana ankapobeny momban'ny fahefan'Andriamanitra hitsara olona. Tsy midika hoe hitranga amin'ireo mpianatra izany. DH: ''manana fahefana hanipy ny olona any amin'ny helo"