forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
468 B
Markdown
12 lines
468 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Jesosy namita niteny ny fanoharany tamin'ny vahoaka.
|
|
|
|
# nangeja izany
|
|
|
|
nalain'ny tsilon'ilay zava-maniry avokoa ny otrikaina, rano, sy masoandro ka tsy afaka nitombo tsara ny zava-manirin'ilay mpamboly.
|
|
|
|
# izay manan-tsofina hihainoana, aoka izy hihaino
|
|
|
|
Ireo dika azo atao: 1) "ny rehetra" satria ny rehetra dia manan-tsofina. na 2) "na iza na iza manana fahaizana manakatra" izay maneho ireo izay vonona hihaino an'Andriamanitra.
|