1.0 KiB
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Rehefa tao an-tempoly Maria sy Josefa, dia nihaona tamin'ny olona roa: Simeona, izay nidera an'Andriamanitra sy nanao faminaniana momba ilay zaza, sy mpaminany vavy iray hoe Ana.
Indro
Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika amin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara. Mety manana fomba fitenenana izany ny fiteninao.
marina sy mafana fo
Ireo teny saro-takarina ireo dia mety milaza hetsika. DH: "nanao izay ankasitrahan' Andriamanitra sy nankàtoa ny lalàn' Andriamanitra"
fampiononana an'Israely
Ity dia manondro ireo fampiononana maro an' Israely rehefa tonga Mosesy. DH: "ilay iray izay hampionona an'Israely"
to aminy ny fahahy
"niaraka taminy ny fanahy." Niaraka taminy tamin'ny fomba miavaka Andriamanitra ary nanome azy fahendrena sy lalana eo amin'ny fiainany.
Nambaran'ny Fanahy Masina taminy
DH: "Ny Fanahy Masina nampiseho azy" na "Ny Fanahy Masina nilaza taminy"
Tsy hahita fahafatesana mialohan'ny ahitany ny Kristin'ny Tompo izy
"hahita ny Mesian'ny Tompo izy mialohan'ny hafatesany"