forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
628 B
Markdown
16 lines
628 B
Markdown
# Hijery anareo amim-pankasitrahana Aho
|
|
|
|
"Haneho sitraka anareo Aho" na "hitahy anareo Aho" (UDB)
|
|
|
|
# hampamokatra sy hampitombo isa anareo
|
|
|
|
Ireo andian-teny roa ireo dia maneho ny fanaovan'Andriamanitra azy ireo ho maro taranaka sy lasa vondrona lehibe.
|
|
|
|
# hampamokatra
|
|
|
|
Andriamanitra dia mireaka ny fananan'izy ireo zanana maro toy ny hoe hazo izay mamoa voa maro. DH: "hampanana zanaka maro anareo"
|
|
|
|
# Hihinana ireo hanina voatahiry amin'ny fotoana maharitra ianareo
|
|
|
|
"Hanana tahirin-tsakafo hohanina mandritra ny fotoana maro ianareo" na "hanana sakafo maro ho tehirizina ianareo ary hihinana izany mandritra ny fotoana ela"
|