forked from WA-Catalog/plt_tn
545 B
545 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Andriamanitra dia miresaka amin'i Mosesy ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny vahoaka rehefa misy manao zavatra ratsy.
azo antoka fa tsy maintsy ho vonoina izy
DH: "Aoka ho vonoinao tokoa ny olona izay mamono olona hafa"
manonitra
Ny fomba hanefany izany dia azo atao mazava. DH: "tsy maintsy manonitra izany amin'ny alalan'ny biby velona"
aina solon'ny aina
Io dia fomba fiteny izay midika fa aina iray no mahasolo aina iray. DH: "aina iray hasolo aina iray" na "hanoloana ilay iray novonoiny" (UDB)