forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
426 B
Markdown
12 lines
426 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Andriamanitra dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy ny amin'ny tsy maintsy atao amin'ilay lehilahy izay nanozona an'Andriamanitra.
|
|
|
|
# tsy maintsy mizaka ny helony
|
|
|
|
Ny fiharetana ny heloka dia resahina toy ny hoe mizaka ny helony. DH: "tsy maintsy miharitra ny helony" na "tsy maintsy voasazy"
|
|
|
|
# tsy maintsy vonoina
|
|
|
|
Dh: "aoka hamono azy tokoa ny vahoaka" na "aoka hamono azy ny vahoaka"
|