forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
467 B
Markdown
8 lines
467 B
Markdown
# Aza mampahory ny mpiara-monina aminareo na mandroba azy
|
|
|
|
Eto, ny "mpiara-monina" dia "na iza na iza." Ny dikan'io dia azo atao mazava. DH: "Aza mandratra na mandroba na iza na iza"
|
|
|
|
# Aoka tsy hijanona miaraka aminareo amin'ny alina manontolo ka hatramin'ny maraina ny karaman'ny mpikarama
|
|
|
|
Yaveh dia mandidy ireo mpampiasa mba hanefa ny an'ireo mpanompo avy hatrany rehefa vita amin'izany andro izany ny asany. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava.
|