forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
813 B
Markdown
16 lines
813 B
Markdown
# izay nandrahoina tao anaty lafaoro ... izay nendasina tamin'ny vilany fanendasana
|
|
|
|
DH: "izay andrahoin'ny olona amin'ny lafaoro ...izay endasin'y olona amin'ny vilany fanendasana"
|
|
|
|
# lafaoro
|
|
|
|
Io dia mety ho fitaovana poak'aty vita tamin'ny tanimanga. Arehitra ao ambanin'ilay lafaoro ny afo, ary ny hafanana no manamasaka ny koba ao anatin'ilay lafaoro. Jero ny nandikanao izany ao amin'ny 2:4.
|
|
|
|
# lasitra fanendasana
|
|
|
|
Ny lasitra fanendasana dia lovia vy misy sisiny boribory. Apetraka eo ambonin'ilay lasitra ny koba ary andrahoina eo ambony afo. Jereo ny fomba nandikanao ny "lasitra" ao amin'ny 2:6.
|
|
|
|
# lasitra fandrahoana
|
|
|
|
Io dia lovia izay vita tamin'ny tanimanga na vy. Apetraka eo ambony afo ilay lovia , ary masaka eo ambon'ilay lovia ny koba. Jereo ny nandikanao ny "lasitra vy fisaka" ao amin'ny 2:4.
|