forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
689 B
Markdown
20 lines
689 B
Markdown
# ilay mpianatra izay tian'i Jesosy
|
|
|
|
Jaona dia maneho ny tenany amin'ity fomba ity mandritry ny boky, fa tsy nanonona ny anarany.
|
|
|
|
# tian'i Jesosy
|
|
|
|
Ity dia ilay karazana fitiavana izay avy amin'Andriamanitra ary maniry foana izay mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. Izany karazana fitiavana izany dia mitsinjo ny hafa, na inona na inona nataony.
|
|
|
|
# amin'ny fisakafoana
|
|
|
|
Ity dia manambara ilay sakafo farany. (Jereo ny 13:1)
|
|
|
|
# Nahita azy Petera
|
|
|
|
Eto ny hoe "azy" dia maneho ilay "mpianatra izay tian'i Jesosy."
|
|
|
|
# Tompo, inona no ho ataon'io lehilahy io?
|
|
|
|
Petera dia te-hafantatra hoe inona ny hitranga amin'i Jaona. DH: "Tompo, inona no hitranga amin'io lehilahy io?"
|