forked from WA-Catalog/plt_tn
394 B
394 B
Hoy Jesosy taminy hoe
"Jesosy nanontany azy"
Tompoko, raha ianao no naka Azy
Ny teny hoe "Azy" eto dia milaza an'i Jesosy. DH: "raha naka ny vatan'i Jesosy Ianao"
dia lazao amiko ny nametrahanao Azy
"lazao ahy ny nametrahanao izany"
fa ho alaiko any Izy
Maria Magdalenina dia te-haka ny vatan'i Jesosy ka handevina izany indray. DH: "fa ho alaiko any ny faty ka haleviko indray"