forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
652 B
Markdown
20 lines
652 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ity ny andro faha-3 taorian'ny nandevenana an'i Jesosy.
|
|
|
|
# ny andro voalohan'ny erinandro
|
|
|
|
Alahady
|
|
|
|
# nahita ilay vato efa nikisaka lavitra ilay fasana izy
|
|
|
|
DH: "hitany fa nisy nanisaka ilay vato"
|
|
|
|
# ilay mpianatra hafa izay tian'i Jesosy
|
|
|
|
Ity fehezanteny ity dia miseho amin'ny fomba anehoan'i Jaona ny tenany ihany mandritry ny bokiny. Eto ny teny hoe "tia" dia maneho ilay fitiavana ara-pirahalahiana na fitiava-namana na fianakaviana.
|
|
|
|
# Nalain'izy ireo tao amin'ny fasana ny Tompo
|
|
|
|
Maria Magdalenina mihevitra fa nisy olona nangalatra ny vatan'ny Tompo. DH: "Nisy olona naka tao am-pasana ny vatan'ny Tompo"
|