plt_tn/jhn/12/32.md

16 lines
697 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy faha-33 Jaona dia manome fampahafantarana fototra momban'izay nolazain'i Jesosy ny amin'ny hoe "hasandratra"
# Rehefa hasandratra hiala amin'ny tany Aho
Eto Jesosy dia maneho ny fanomboana Azy. DH: "rehefa hampiakarin'ny olona eo amin'ny hazofijaliama Aho"
# hitaona ny tsirairay hanaraka Ahy
Amin'ny alalan'ny fanomboana Azy, Jesosy dia hanome lalana ho an'ny olona rehetra mba hahatoky Azy.
# Nolazainy izany mba hanehoana hoe karazana fahafatesana toy ny inona no hafatesany
Jaona dia mandika ny hevitrin'ny tenin'i Jesosy fa hanombo Azy ny olona. DH: "Noteneniny izany mba hahafantaran'ny olona hoe ahoana ny fomba hafatesany."