forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
720 B
Markdown
16 lines
720 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ao amin'ny andininy faha-20 dia misy fihatoana amin'ny resak'i Jesosy izay hanomezan'ny mpanoratra fampahafanntarana fototra antsika ny amin'ny toerana nampianaran'i Jesosy.
|
|
|
|
# Tsy fantatrareo na Izaho na ny Raiko; raha nahafantatra Ahy ianareo, dia mahafantatra ny Raiko ihany koa
|
|
|
|
Jesosy dia manondro fa ny fahafantarana Azy dia ny mahafantatra ny Ray ihany koa. Na ny Ray na ny Zanaka dia samy Andriamanitra. Ny "Ray" dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
|
|
|
|
# ny Raiko
|
|
|
|
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an' Andriamanitra.
|
|
|
|
# tsy mbola tonga ny orany
|
|
|
|
Ny teny hoe "orany" dia hilazana ny fotoana izay hafatesan'i Jesosy. DH: "tsy mbola fotoana hafatesan'i Jesosy izao"
|