Ao amin'ny Baiboly, ny teny hoe "asa" dia nampiasaina mba hanehoana amin'ny ankapobeny ireo zavatra izay ataon' Andriamanitra na ny olona.