forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
839 B
Markdown
16 lines
839 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny akapobeny
|
|
|
|
Ity dia fizarana manaraka amin'ny tantara izay mahakasika an'i Jesosy sy ilay vehivavy Samaritana. Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana fototra an'ity fizarana ao amin'ny tantara ity.
|
|
|
|
# Ary rehefa fantatr'i Jesosy hoe ren'ireo Fariseo ...Jaona Izy ( na dia ... ireo mpianany),dia niala ... nankany Galilia indray
|
|
|
|
"Ary Jesosy nahazo ... Jaona (na dia ... ireo mpianany), ary henon'ireo Fariseo ny momban'ny fahombiazana azony. Fantany fa ren'ireo, ka niala ... nakankany Galilia"
|
|
|
|
# Ary rehefa fantatr'i Jesosy
|
|
|
|
Ny teny hoe "Ary" dia nampiasaina eto mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny tantatra fototra. Eto Jaona dia manomboka milaza fizarana vaovao amin'ny tantara.
|
|
|
|
# tsy Jesosy tenany aza no nanao batisa
|
|
|
|
Ny hoe "tenany" dia manamafy fa tsy Jesosy no nanao batisa, fa ireo mpianany.
|