forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Miteny Yaveh.
|
|
|
|
# helok'izy ireo misosona
|
|
|
|
Manondro ireo fahotana maron'Israely io.
|
|
|
|
# Efraima dia omby vavy kely voafolaka izay tia mively vary
|
|
|
|
Tia mively vary ny omby vavy kely satria afaka mandendeha malalaka tsy misy zioga. Ny tian'i Yaveh ambara dia namela ny olon'Israely halalaka ka hanana fiainana mahafinaritra Izy.
|
|
|
|
# koa hanisy zioga eo amin'ny vozony tsara tarehy Aho. Hanisy zioga eo amin'i Efraima Aho
|
|
|
|
Eto ny "zioga" dia ilazana ny fijaliana sy ny fanandevozana. Tsara fanahy tamin'ny vahoakan'Israely i Yaveh, saingy tsy nahatoky taminy ny vahoaka. Hanafay azy ireo Izy ary handefa azy ireo ho andevo.
|
|
|
|
# hiasa tany i Joda; Jakoba ihany no hisintona ny fandravonana
|
|
|
|
Eto "Joda" dia manondro ireo olona ao amin'ny fanjakana tatsimo ary "Jakoba" dia ireo vahoakan'ny fanjakana tatsimo. Midika izany fa hahatonga fotoan-tsarotra amin'ireo fanjakana roa ireo Andriamanitra.
|
|
|
|
# fandravonana
|
|
|
|
fitaovana ampiasaina hampahitsy ny tany ary hanarona ireo voa aorian'ny fiasana tany
|