forked from WA-Catalog/plt_tn
681 B
681 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba an'Israely i Hosea.
Israely dia voaloboka mandrobona izay mamokatra ny voany
Resahina toy ny vaoloboka izay mamoa be ny Israely. Niroborobo sy natanjaka vetivety ny vahoaka.
voaloboka mandrobona
Mamoa mihoatra ny tokony ho izy io voaloboka io.
Araka ny nitomboan'ny voany ... Araka ny namokaran'ny taniny maro
Ireo dia samy midika fa niroborobo sy niha-natanjaka sy nanan-karena ny vahoaka.
Mamitaka ny fon'izy ireo
Ny "fo" dia maneho ny ao anatin'ny olona. "Mamitaka izy ireo"
ankehitriny dia tsy maintsy hibaby ny helony izy ireo
"ankehitriny no fotoana izay hamaizan'i Yaveh azy ireo nohon'ny fahotany"