forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
815 B
Markdown
20 lines
815 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manohy milaza amin'ireo Levita sy ny vahoaka ny amin'izay tokony lazain'izy ireo
|
|
|
|
# Ho voaozona anie ny lehilahy
|
|
|
|
Jereo ny nandikanao ity tao amin'ny 27:16. DH: "Yaveh anie hanozona ny lehilahy"
|
|
|
|
# ny vadin'ny rainy
|
|
|
|
Ity dia tsy maneho ny renin'ilay lehilahy, fa vady hafan'ny rainy.
|
|
|
|
# nangalatra ny zon'ny rainy izy
|
|
|
|
Rehefa manambady vehivavy iray ny lehilahy iray, izy irery ihany no manana zo ara-dalàna hiara-mandry aminy. Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "nangalatra ny zo ara-dalàn'ny rainy izy."
|
|
|
|
# izay miara-mandry amin'izay mety ho karazam-bibidia
|
|
|
|
Afaka atao mazava tsara ny hevitra fenon'ity fehezanteny ity. DH: "izay miara-mandry amin'ny karazana bibidia amin'ny fomba izay iarahan'ny lehilahy mandry amin'ny vehivavy"
|