forked from WA-Catalog/plt_tn
706 B
706 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny fampiasana voalohany ny teny hoe "izy ireo " sy ny teny hoe "azy ireo" sy "izy ireo" dia miresaka an'i Paoly sy i Silasy. Ampitahao amin'ny 16:25. Ny fampiasana farany ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny olona ao amin'ny tranon'ny mpiambina.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny teny hoe "ny azy", ary "izy" dia manondro ilay mpiambina.
Nitory ny tenin'ny Tompo taminy izy ireo
Eto ny "teny" dia midika hoe hafatra. DH: "Nolazain'izy ireo taminy ny hafatra momba an'i Jesosy Tompo"
izy sy ireo rehetra tao amin'ny tranony iray manontolo dia natao batisa
DH: "Nataon'i Paoly sy i Silasy Batisa ilay mpiambina ny fonja sy ny ankohonany rehetra"