forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
585 B
Markdown
16 lines
585 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "izy ireo" dia manambara an'i Petera sy Jaona. Ary mety manambara ireo mpitarika Jiosy ihany koa.
|
|
|
|
# nahatsapa fa olon-tsotra, olona tsy nandia fianarana
|
|
|
|
"nahatsapa" izany ireo mpitarika Jiosy ireo satria hitan'izy ireo tamin'ny fomba firesak'i Petera sy Jaona.
|
|
|
|
# olon-tsotra, olona tsy nandia fianarana
|
|
|
|
Ireo teny ireo roa ireo dia manana dikany mitovy ary manamafy ny fa i Petera sy Jaona dia tsy nahazo fampiofanana tamin'ny lalàna Jiosy.
|
|
|
|
# ilay lehilahy izay sitrana
|
|
|
|
DH: "ilay lehilahy izay nositranin'i Jaona sy Petera"
|