forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
880 B
Markdown
20 lines
880 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Izany dia nitranga nandritran'ny fotoana nijanonan'i Petera sy ireo mpino hafa tao amin'ny efitra ambony rihana.
|
|
|
|
# Tamin'izany andro izany
|
|
|
|
Ireo teny ireo dia nanamarika ny fiatombohan'ny fizarana vaovaon'ny tantara. Ireo dia manondro ny fotoana taorian'ny niankaran'i Jesosy, nandritran'ny fihaonan'ireo mpianatra tao amin'ny efitra ambony rihana. DH: "Nandritra izany fofoana izany"
|
|
|
|
# teo afovoan' ireo rahalahiny
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "ireo rahalahy" dia manambara ireo namana mpino ary ao anatin'izany lahy sy vavy.
|
|
|
|
# tena nilaina ny fahatanterahin'ny Soratra Masina
|
|
|
|
Azo avadika tso-drafitra ihany koa io. DH: "Ireo zavatra izay novakiantsika momban'ny ao anaty Soratra Masina dia tokony hitranga"
|
|
|
|
# amin' ny vavan'i Davida
|
|
|
|
Ny teny hoe "vava" eto dia manambara ireo teny izay nosoratan'i Davida. DH: "Tamin'ny alalan'ireo tenin'i Davida"
|