forked from WA-Catalog/plt_tn
605 B
605 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy dia ao Betania izao. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra mahakasika ny toerana sy izay nitranga talohan'ny nahatongavan'i Jesosy.
hitany fa efa nalevina efatr'andro tao am-pasana Lazarosy
DH: "Nahare Izy fa efa napetrak'ireo olona tany am-pasana efa efatra andro lasa izay Lazarosy"
dimy ambin'ny folo stadio eo no elanelany
"manodidina ny telo kilometatra." Ny "stadio" dia 185 kilometatra eo.
nohon'ny fahafatesan'ny anadahin'izy ireo.
Lazarosy dia zandrin'izy ireo lahy. DH: "nohon'ny fahafatesan'ny zandrin'izy ireo lahy.