forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
731 B
Markdown
28 lines
731 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy miteny i Jeremia.
|
|
|
|
# Dia nanoratra horonan-taratasy ary nanisy tombo-kase izany aho, ary nanana vavolombelona nijoro vavolombelona ny amin'izany aho
|
|
|
|
Io dia manondro ny asa izay nosoniavin'ilay olona mba hividianana tany. Ireo olona hafa dia ho vavolombelona hanamafy fa novidiako io tany io.
|
|
|
|
# nanana vavolombelona nijoro vavolombelona ny amin'izany
|
|
|
|
"nanana vavolombelona tany mba hijery fa novidiko ilay tany.
|
|
|
|
# nanisy tombo-kas
|
|
|
|
"nasiko tombo-kase"
|
|
|
|
# tsy voatombo-kase
|
|
|
|
"dikany tsy mikatona" na "ilay didy izay tsy misy tombo-kase teo aminy"
|
|
|
|
# Baroka ... Neria ... Mahase
|
|
|
|
Ireo dia anaran-dehilahy.
|
|
|
|
# kianjan'ny fiambenana.
|
|
|
|
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 32:1.
|