forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
932 B
Markdown
32 lines
932 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mitohy ny fahitana izay nomen'Andriamanitra an'i Jeremia mpaminany.
|
|
|
|
# misotroa ary mimamoa, ary mandoava, mianjerà, ary aza mitsangana manoloana ny sabatra izay nalefako eo aminareo
|
|
|
|
Io dia mampiseho ny sazy ho avy izay tsy azo hialana sy ny maha zava-poana ny fialana amin'izany.
|
|
|
|
# ilay kapoaka ho sotroina eny an-tananao
|
|
|
|
DH: "ny sazinareo"
|
|
|
|
# tsy maintsy misotro izany tokoa ianareo
|
|
|
|
Io dia tsy kapoaka izay azon'ireo firenena ho lavina ny misotro azy. Ireo firenena dia tsy mahazo mandà ny fitsaran'Andriamanitra amin'ny ady sy ny loza voajanahary.
|
|
|
|
# misotro izany
|
|
|
|
DH: "tsy ho saziana"
|
|
|
|
# ilay tanàna izay nantsoina tamin'ny anarako
|
|
|
|
DH: "ny vahoakan'i Jerosalema"
|
|
|
|
# tokony ho afaka amin'ny famaizana ve ianareo?
|
|
|
|
DH: "ianareo dia tsy maintsy ho saziana"
|
|
|
|
# hiantso ny sabatra hanohitra ny mponina rehetra amin'ilay tany Aho
|
|
|
|
DH: "hanasazy ireo izay miaina eo amin'ilay tany Aho"
|