forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
435 B
Markdown
12 lines
435 B
Markdown
# Fa inona no idiran'ny mololo amin'ny vary?
|
|
|
|
DH: "Ny mololo sy ny vary dia zaatr roa samihafa."
|
|
|
|
# Moa tsy toy ny afo ve ny teniko?—izany no fanambaran'i Yaveh—ary toy ny tatanana izay manorotoro vato ho potipotika?
|
|
|
|
DH: "Ny teniko dia toy ny afo: mandevona sy mahery," hoy Yaveh, "ary toy ny tatanana izay manorototoro vato."
|
|
|
|
# toy ny tatanana izay manorotoro vato ho potipotika
|
|
|
|
"mahery toy ny tatanana izay afaka mitoto vato"
|