forked from WA-Catalog/plt_tn
821 B
821 B
Hilkia ... Amona
anaran-dehilahy
Anatota
anaran-tanàna
Tonga taminy ny tenin'i Yaveh
Io dia fomba fiteny izay nampiasaina ampidirana zavatra izay nolazain'Andriamanitra tamin'ny mpaminaniny na ny vahoakany. DH: "niteny izao hafatra izao Yaveh" na "niteny ireo teny ireo Yaveh"
Yaveh
Izany no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ny vahoakany tao amin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny fandikan-teny momban'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany.
Tonga taminy
"Tonga tamin'i Jeremia"
nanjakany
"nanjakan'i Jeremia"
Tonga ihany koa izany
"Ny tenin'i Yaveh dia tonga ihany koa"
ny volana fahadimy
Izany dia ny volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny faran'ny volana Jolay hatramin'ny fiandohan'ny volana Aogositra.
an'i Zedekia
"nanjakan'i Zedekia"