forked from WA-Catalog/plt_tn
984 B
984 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity fizarana ity dia manomboka mampiseho fa ny fanekena vaovao dia tsara kokoa noho ny fanekena taloha niaraka tamin'siraely sy Joda.
Kristy dia nandray
"Andriamanitra nanome an'i Kristy"
asa fanompoana tsara lavitra. Izany dia noho izy mpanelanelana ihany koa amin'ny fanekena tsara kokoa
"asa fanompoana tsara lavitra, noho Kristy mpanelanelana ny fanekena tsara kokoa"
mpanelanelana ny fanekena tsara kokoa
Ity dia midika fa Kristy no nahatonga ny fanekena tsara kokoa teo amin'Andriamanitra sy ny olombelona mba hisy.
izay mifototra amin'ny fampanantenana tsara kokoa
DH: "Izany fanekena izany no nafototr' Andriamanitra tamin'ny fampanantenana tsaratsara kokoa" na " Andriamanitra dia nampanantena zavatra tsara kokoa rehefa nanao izany fanekena izany Izy"
fanekena voalohany ... fanekena faharoa
Ny teny hoe "voalohany" sy "faharoa" dia isa. DH: "fanekena taloha ... fanekena vaovao"
tsy nanan-tsiny
"tonga lafatra"