|
# tahaka ny tenan'izy ireo
|
|
|
|
DH: "toy ny hitiavany ny tenan'izy ireo manokana''
|
|
|
|
# mamahana
|
|
|
|
"manome sakafo"
|
|
|
|
# isika dia ratsam-batany
|
|
|
|
Ireo mpino dia mifanaraka mba hahatonga ny vatan'i Kristy tahaka ny ratsam-batan'olombelona mifanaraka mba hahatonga olona.
|