forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
678 B
Markdown
16 lines
678 B
Markdown
# ny fotoana sy ny vintana dia miantraika amin'izy rehetra.
|
|
|
|
"izay mitranga na rehefa mitranga izany k miantraika amin'izy rehetra"
|
|
|
|
# miantraika amin'izy rehetra.
|
|
|
|
Eto ny teny "izy rehetra" dia maneho hazakazaka, ady, mofo, harena, ary sitraka.
|
|
|
|
# tahaka ny hazan-drano... tahaka ny vorona...Tahaka ireo biby... ny olombelona
|
|
|
|
Ny fahafatesana dia misambotra ny olombelona rehefa tsy manantena izany izy ireo, tahaka ny fisamboran'ny olona ny biby rahefa tsy manantena izany izy ireo.
|
|
|
|
# ao amin'ny fotoan-dratsy izay tonga tampoka amin'izy ireo.
|
|
|
|
Mety midika 1) toe-javatra ratsy izay mitranga tampoka amin'izy ireo" na 2) "amin'ny fahafatesana no hahatratra tampoka azy ireo"
|