plt_tn/ecc/08/14.md

12 lines
406 B
Markdown

# misy zava-poana
"tsy misy dikany" na "zava-poana". Zavatra izay mitranga saingy tsy tokony ho izy. Toy ny zavatra tsara mitranga amin'ny olon-dratsy na zavatra ratsy mitranga amin'ny olona tsara.
# zavatra hafa vita tety ambonin'ny tany.
D.H: "zavatra hafa izay ataon'ny olona ety ambonin'ny tany"
# ny androm-piainany rehetra izay nomen'Andriamanitra azy
D.H: "fa Andriamanitra mamela azy hiaina."