forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
826 B
Markdown
20 lines
826 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Mosesy manao laha-teny kanto amin'ny vahoakan'Israely. Manohy milaza ny tenin'i Yaveh izy.
|
|
|
|
# Hampahory any ivelany ny sabatra
|
|
|
|
Eto ny hoe "sabatra" dia maneho ny tafiky ny fahavalo. DH: "Rehefa any ivelany ireo Israelita, dia hamono azy ireo ny tafika fahavalo"
|
|
|
|
# hanao tahaka izany koa ny fampihorohoroana
|
|
|
|
Yaveh dia miresaka ny hoe matahotra toy ny hoe olona izay miditra ao an-trano ary mamono an'ireo izay mipetraka ao izany. DH: "ho faty ianao satria matahotra"
|
|
|
|
# tovolahy sy ny virijiny izany, ny zaza minono, ary ny lehilahy fotsy volo
|
|
|
|
Ireo dia mamaritra ny olona samihafa taona ary nampiarahina mba hilazana fa ho faty avokoa ny karazan'olona rehetra.
|
|
|
|
# hatsahatro tsy ho eo amin'ny olombelona ny fahatsiarovana azy ireo
|
|
|
|
"hataoko adinon'ny olona rehetra ny momba azy ireo"
|