|
# ilay naka endrik'olona
|
|
|
|
"ilay niendrika toa olona"
|
|
|
|
# Matanjaha izao, matanjaha
|
|
|
|
Ny teny hoe "matanjaha" dia naverina mba ho fampisongadinana.
|
|
|
|
# lehilahy nahindrahindra fatratra
|
|
|
|
DH: "Ianao izay nahindrahindran'Andriamanitra fatratra"
|
|
|
|
# nahery aho
|
|
|
|
DH: "Lasa nahery aho"
|