forked from WA-Catalog/plt_tn
795 B
795 B
Fampahafantarana aminny ankapobeny
Namarana ny teniny mahakasika izay nitranga tao Damaskosy. Izany dia ampahany amin'ny teny
Fampahafantarana aminny ankapobeny
Ny teny "izy" dia manondro an'i Ananiasy
ny sitrapony
"izay drafitr''Andriamanitra ary izay ho tanterahiny."
handre ny feo aloaky ny vavany
Ny "feo" sy "vava" dia manondro ilay miteny. DH: "mba hihaino azy Hiresaka mivantana aminareo"
maninona ianao no miandry?
Io fanontaniana io dia napetraka mba namporisihana an'i Paoly mba ho atao Batisa. DH: "Aza miandry!" na "Aza ela."
ho atao batisa
DH: "aoka ho ataoko batisa Ianao"
ary diovy ireo fahotanao
DH: "mangataha famelana tamin'ny otanareo"
miantsoa amin'ny anarany
Eto ny "anarana" dia manondro ny Tompo. DH: "miantso ny Tompo" na "matoky ny Tompo"