plt_tn/2ki/17/21.md

24 lines
806 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy amin'ny fampifandraisana ny tantara ny anton'ny fitsran'i Yaveh ny Israely.
# nanaisotra ny Israely ... Izy
Ny hoe "nanaisotra" dia sarinteny ilazana ny fanalà an-kerisetra. DH: "Nanala ny vahoakan'Israely i Yaveh"
# tamin'ny fitohizan-taranak'i Davida
"tamin'ny fitsipik'ireo taranak'i Davida" (UDB)
# Nitarika ny Israely hiala tamin'ny fanarahana an'i Yaveh
"Nampivily ny Israely hiala tamin'ny fanarahana an'i Yaveh"
# tsy niala tamin'ireny izy ireo
"Tsy nijanona nanota ireo Israelita" na "tsy nandao ny fahotany izy ireo (UDB)
# ka nesorin'i Yaveh teo imasony ny Israely
Ny hoe "imasony" dia sarinteny ilazana ny fisarihana ny sain'i Yaveh sy ny fiahiany. DH: "ka nesorin'i Yaveh teo imasony sy teo amin'ny fiahiany ny vahoakan'Israely"