plt_tn/1sa/07/10.md

20 lines
600 B
Markdown

# Ary raha mbola ...Samoela ... Betikara
Ity dia manazava ny tian'ny mpanoratra ho lazaina amin'ny hoe "namaly azy Yaveh" ao amin'ny (7:9).
# nampifanjevo azy ireo
Ny teny hoe "nampifanjevo" eto dia ampiasaina hilazana amin'ny fomba fa tsy afaka nisaina tsara ireo Filistina. DH: "nahatonga azy ireo tsy ho afaka hisaina tsara"
# resy teo anoloan'ny Israely izy ireo
Ireo mety ho heviny dia 1) "Noresen'i Yaveh teo anatrehan'Israely izy ireo" na 2) "resin'Israely izy ireo"
# resy
Ny resy tiana ho lazaina eto dia mandresy olona mialohan'ny hamelezan'izy ireo.
# Betikara
Anaran-toerana io.