forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
595 B
Markdown
20 lines
595 B
Markdown
# nanorina fiarovana mafy ho an'ny tenany
|
|
|
|
Eto ny tanànan'i Tyro dia natao sary tahaka ny vehivavy iray. DH: "nanangana fiarovana mafy" na "nanangana manda avo"
|
|
|
|
# nanangona volafotsy tahaka ny vovoka sy volamena voadio tahaka ny fotaka eny an-dalana
|
|
|
|
DH: "nanangona volafotsy sy volamena maro tahaka ny tany eny an-dalana"
|
|
|
|
# Indro! hanafoana azy Andriamanitra
|
|
|
|
DH: "Tandremo! Haka ireo fananan'i Tyro ny Tompo"
|
|
|
|
# hanimba ny tanjany an-dranomasina
|
|
|
|
DH: "ary hanimba ireo sambon'i Tyro izay hiadian'ny lehilahy an-dranomasina"
|
|
|
|
# ho levon'ny afo izy
|
|
|
|
DH: "ary handoro ny tanàna amin'ny tany"
|