forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
524 B
Markdown
20 lines
524 B
Markdown
# Ireo no...Namaly...izy ireo
|
|
|
|
Ny teny hoe "ireo" sy ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo soavaly teo amin'ny hazo rotra.
|
|
|
|
# hirenireny manerana ny tany
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "misafo ny tany manontolo" na "mandeha manerana ny tany"
|
|
|
|
# teo amin'ny hazo rotra
|
|
|
|
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:7.
|
|
|
|
# ny tany rehetra dia mbola mipetraka sy mitsahatra
|
|
|
|
DH: "milamina ny vahoaka rehetra teto an-tany"
|
|
|
|
# mbola mipetraka sy mitsahatra
|
|
|
|
Ireo andianteny ireo dia samy manondro ny fahafahana maka aina tsy misy ahiahiana.
|