forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
771 B
Markdown
20 lines
771 B
Markdown
# Ho aminay sy ny zanakay anie ny ràny
|
|
|
|
Eto ny "rà" dia ilazana ny fahafatesan'ny olona iray. Ny fehezanteny hoe "Ho aminay sy ny zanakay'' dia fomba fiteny izay midika fa manaiky ny ho tompon'andraikitra amin'izay zava-mitranga izy ireo. DH: "Eny! Ho tompon'andraikitra amin'ny famonoana Azy izahay sy ny taranakay!"
|
|
|
|
# Dia nalefany ho an'izy ireo Barabasy
|
|
|
|
"Avy eo dia navotsotr'i Pilato ho an'ireo vahoaka i Barabasy"
|
|
|
|
# nively karavasy an'i Jesosy izy
|
|
|
|
Misy hevitra ambadika izany fa ireo miaramilan'i Pilato no nikaravasy an'i Jesosy. DH: "Namely karavasy an'i Jesosy ireo miaramilan'i Pilato"
|
|
|
|
# nively karavasy
|
|
|
|
Nikapoka olona amin'ny karavasy
|
|
|
|
# nanolotra Azy ho fantsihina
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "ary nanome baiko ireo miaramilany i Pilato mba hanombo an'i Jesosy"
|