forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
467 B
Markdown
16 lines
467 B
Markdown
# Ary ... hampamono an'i Jesosy
|
|
|
|
Io teny hoe "Ary" io eto dia ampiasaina mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Milaza fampahafantarana fohifohy momba ny antony nisafidianan'ny vahoaka an'i Barabasy i Matio.
|
|
|
|
# hampamono an'i Jesosy
|
|
|
|
Azo adika hoe DH: "hiantso ireo miaramila Romana mba hamono an'i Jesosy"
|
|
|
|
# Nanontany azy ireo
|
|
|
|
"Nanontany tamin'ireo vahoaka"
|
|
|
|
# izay antsoina hoe Kristy
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "izay antsoin'ny olona sasany hoe Kristy"
|