forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
788 B
Markdown
20 lines
788 B
Markdown
# ny mpanjaka ... an-tanana ankavanany
|
|
|
|
Eto ny "mpanjaka" dia fiantsoana hafa ilazana ny Zanak'Olona. Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. DH: "Izaho, ilay mpanjaka, ... an-tanana ankavanako"
|
|
|
|
# ny Raiko
|
|
|
|
Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mampiseho ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.
|
|
|
|
# mandovà ny fanjakana izay efa voahomana ho anareo
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "mandovà ny fanjakana izay efa nataon'Andriamanitra vonona ho anareo"
|
|
|
|
# mandovà ny fanjakana izay efa voahomana ho anareo
|
|
|
|
Eto ny hoe ''fanjakan'ny lanitra'' dia ilazana ny fanapahan'Andriamanitra tahaka ny mpanjaka. DH: "mandraisa ny fitahian'ny didin'Andriamanitra izay nokasainy ho anareo"
|
|
|
|
# hatrizay nanorenana an'izao tontolo izao
|
|
|
|
"hatramin'ny nahariany voalohany izao tontolo izao"
|