forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
546 B
Markdown
12 lines
546 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mamerina andin-tsoratra masina avy ao amin'ny Deoteronomia ho toy ny didy lehibe indrindra i Jesosy.
|
|
|
|
# amin'ny fonareo rehetra, amin'ny fanahinareo rehetra, ary amin'ny sainareo rehetra
|
|
|
|
Ireo teny telo ireo dia samy mitovitovy hevitra avokoa. Ny dikan'ireo dia tsy maintsy mitia an'Andriamanitra amin'izay rehetra ao anatiny sy amin'ny fanoloran-tena tanteraka ny olona.
|
|
|
|
# no didy lehibe sy voalohany
|
|
|
|
Eto ny "lehibe" sy "voalohany" dia mitovy hevitra. Manindry ireo fa io no didy manan-danja indrindra.
|