forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
410 B
Markdown
12 lines
410 B
Markdown
# raha mandà ny hihaino azy ireo izy
|
|
|
|
"raha tsy manaiky ny hihaino ireo vavolombelona izay niaraka taminao ny rahalahy iray finoana aminao"
|
|
|
|
# amin'ny fiangonana
|
|
|
|
"ny vondron'ny mpino manontolo"
|
|
|
|
# avelao izy ho toy ny Jentilisa sy ny mpamory hetra
|
|
|
|
"ento toy ny fitondranao ny Jentilisa na ny mpamory hetra izy." Ny hevitra fonosin'izany dia hoe tokony ho esorin'izy ireo hiala amin'ny vondron'ny mpino izy.
|